<-
->

Sal 42:1 As the hart panteth after the water brooks, so panteth my soul after thee, O God. Ho an' ny mpiventy hira. Maskila. Nataon' ny Koraita. Tahaka ny diera mihanahana maniry ny rano an' ony no anirian' ny fanahiko Anao, Andriamanitra ô. Ho an' ny mpampianatra hira. Fihirana nataon' ny taranak' i Kore. Du maître de chant. Poème. Des fils de Coré.
Sal 42:2 My soul thirsteth for God, for the living God: when shall I come and appear before God? Mangetaheta an' Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; Rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan' Andriamanitra? Toy ny anirian' ny serfa ny loharano no anirian' ny fanahiko anao, Andriamanitra ô! Comme languit une biche après les eaux vives, ainsi languit mon âme vers toi, mon Dieu.
Sal 42:3 My tears have been my meat day and night, while they continually say unto me, Where is thy God? Ny ranomasoko no fiahiko andro aman' alina, amin' ny anaovany ahy mandrakariva hoe: Aiza izay Andriamanitrao? Mangetaheta an' Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona: rahoviana aho no handeha ka hiseho tsy an-kijanona eo anatrehan' ny tavan' Andriamanitra? Mon âme a soif de Dieu, du Dieu vivant; quand irai-je et verrai-je la face de Dieu?
Sal 42:4 When I remember these things, I pour out my soul in me: for I had gone with the multitude, I went with them to the house of God, with the voice of joy and praise, with a multitude that kept holyday. Izao zavatra izao no hotsarovako, ka haidiko ato anatiko ny fanahiko, dia ny nandrosoako niaraka tamin' ny maro, sy ny nitarihako azy ho any an-tranon' Andriamanitra, nanao feo mihoby sy midera, dia olona maro izay nitandrina ny andro firavoravoana. Ny ranomasoko no haniko andro aman' alina, dia ny ilazan' ny olona amiko tsy an-kijanona hoe: Aiza izay Andriamanitrao? Mes larmes, c' est là mon pain, le jour, la nuit, moi qui tout le jour entends dire Où est-il, ton Dieu?
Sal 42:5 Why art thou cast down, O my soul? and why art thou disquieted in me? hope thou in God: for I shall yet praise him for the help of his countenance. Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko, ka mitoloko ato anatiko? Manantenà an' Andriamanitra ianao, fa mbola hidera Azy ihany aho noho ny famonjen' ny tavany. Mahatsiaro aho - ary amin' izany fahatsiarovako izany mangitaka ny foko ao anatiko, - nony namindra notronim-bahoaka aho, nony nandroso ho ao an-tranon' Andriamanitra, eo afovoan' ny hobim-pifaliana amam-pisaorana, eo afovoan' ny vahoaka be manao fety! Oui, je me souviens, et mon âme sur moi s'épanche, je m' avançais sous le toit du Très-Grand, vers la maison de Dieu, parmi les cris de joie, l' action de grâces, la rumeur de la fête.
Sal 42:6 O my God, my soul is cast down within me: therefore will I remember thee from the land of Jordan, and of the Hermonites, from the hill Mizar. Andriamanitro ô, mitanondrika ato anatiko ny fanahiko; Izany no ahatsiarovako Anao eo amin' ny tanin' i Jordana sy amin' ireo Hermona ary amin' ny tendrombohitra Mizara. Nahoana no ketraka hianao, ry fanahiko, ka mihavatravatra ato anatiko? Manantenà an' Andriamanitra fa izaho mbola hidera azy, izay famonjena ny tavako sy Andriamanitro! Qu' as-tu, mon âme, à défaillir et à gémir sur moi? Espère en Dieu : à nouveau je lui rendrai grâce, le salut de ma face
Sal 42:7 Deep calleth unto deep at the noise of thy waterspouts: all thy waves and thy billows are gone over me. Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon' ny riananao; ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy. Ketraka ny fanahiko ato anatiko, ka izany no ahatsiarovako anao, eo amin' ny tanin' i Jordany, mbamin' i Hermona, sy ny tendrombohitr' i Misara. et mon Dieu! Mon âme est sur moi défaillante, alors je me souviens de toi depuis la terre du Jourdain et des Hermons, de toi, humble montagne.
Sal 42:8 Yet the Lord will command his lovingkindness in the day time, and in the night his song shall be with me, and my prayer unto the God of my life. Jehovah handidy ny famindram-pony nony andro, ary ho amiko nony alina ny fihirana Azy, dia vavaka amin' Andriamanitry ny aiko. Mifampitaona ny onjan-drano nony mirohondrohona ny riananao, ka ny onjan-drano aman-driakanao dia mandalo manafotra ahy avokoa. L' abîme appelant l' abîme au bruit de tes écluses, la masse de tes flots et de tes vagues a passé sur moi.
Sal 42:9 I will say unto God my rock, Why hast thou forgotten me? why go I mourning because of the oppression of the enemy? Hoy izaho amin' Andriamanitra Vatolampiko: nahoana no nanadino ahy Hianao? nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian' ny fahavaloko? Nandidy ny fahasoavany hitsidika ahy Iaveh, ny antoandro; teo amin' ny molotro ny hirany, nony alina; Le jour, Yahvé mande sa grâce et même pendant la nuit le chant qu' elle m' inspire est une prière à mon Dieu vivant.
Sal 42:10 As with a sword in my bones, mine enemies reproach me; while they say daily unto me, Where is thy God? Toy ny zavatra mahatorotoro ny taolako no fandatsan' ny fahavaloko ahy, ka hoy izy isan' andro: Aiza izay Andriamanitrao? nanao fivavahana tamin' Andriamanitry ny aiko. Ary izaho kosa, dia hoy aho amin' Andriamanitra vatolampiko: Nahoana no manadino ahy hianao? Je dirai à Dieu mon Rocher pourquoi m' oublies-tu? Pourquoi m' en aller en deuil, accablé par l' ennemi?
Sal 42:11 Why art thou cast down, O my soul? and why art thou disquieted within me? hope thou in God: for I shall yet praise him, who is the health of my countenance, and my God. Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao? Manantenà an' Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho, Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro. Nahoana ity izaho no tsy maintsy mandeha difotr' alahelo, ampahorian' ny fahavalo? Tsaroako vaky ny taolako nony latsain' ny fahavaloko aho, Touché à mort dans mes os, mes adversaires m' insultent en me redisant tout le jour Où est-il, ton Dieu?
Sal 42:12 ilazany tsy an-kijanona hoe: Aiza izay Andriamanitrao? Nahoana no ketraka hianao, ry fanahiko, ka mihavatravatra ato anatiko? Manantenà an' Andriamanitra, fa izaho mbola hidera azy, izay famonjena ny tavako sady Andriamanitro. Qu' as-tu, mon âme, à défaillir et à gémir sur moi? Espère en Dieu : à nouveau je lui rendrai grâce, le salut de ma face et mon Dieu!

<-
->