Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana : re | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Vely |
Ohabolana : re
| Ohabolana 1 | Aiza no dia ho anao avokoa ny valala manatody sy fandria-maraina? [2.165 #671]
| Aiza no dia ho anao avokoa ny valala manatody sy ny fandria-maraina? [1.1 #249, 2.653 #28] Aiza re no dia ho anao avokoa ny valala manatody sy ny fandria-maraina. [2.558] Ny valala manatody sy ny fandria-maraina ve ho anao daholo? [2.558 #3350] Fanazavana malagasy | Tsy ho azonao atao ny hitetika hahazo zava-tsoa roa mifanipaka fa tsy maintsy iray afoinao (Raha tafandry antanàna ny valala, ny valala manatody dia miainga vao maraina, ka izay ta hahazo azy tsy maintsy mamoy ny fandriana maraina). [1.1 #249]
| Dikanteny frantsay | Comment pourriez-vous attraper les sauterelles pondeuses et faire la grasse matinée en même temps? [2.165]
| Fanazavana frantsay | C' est le matin, alors que leurs ailes sont encore humides de rosée, que les sauterelles sont le plus facile à prendre. [2.165]
| Ohabolana 2 | Amboa nihaza jorery ka feo no re. [2.558 #20]
| Amboa nihaza jorery, ka ny feo no re. [2.165 #1214, 2.653 #127] Dikanteny frantsay | Un chien chassant une cigale, il en entend le cri (mais c' est tout, il ne la voit pas). [2.165 #1214]
| Ohabolana 3 | Aza arianao re ny variko, fa ny | Dikanteny frantsay | Ne jetez pas mon riz car il m' est pénible d' écraser les mottes des rizières jusqu' à la nuit tombante. [2.415]
| Ohabolana 4 | Aza atao tanantanana | Aza atao tanantanana Aza atao tanantanana Aza manao zaza mena volo na tanantanana Aza manao zaza mena volo, tanantanana Dikanteny frantsay | Ne me traitez donc pas comme un ricin poussant isolé en dehors du parc à bœufs. [2.165]
| Ne traitez pas le nouveau-né comme un ricin qu' on jette du parc à boeufs, parce qu' il a les cheveux roux et qu' il est laid. [2.415] Fanazavana frantsay | Le ricin était regardé comme une plante inutile : on l' arrachait lorsqu' il poussait dans le parc à boeufs. [2.415]
| Ohabolana 5 | Aza hitsahinao re ny lambako, fa ny manantsody manira no tsy afak. [2.165 #794, 2.653 #386, 2.415, 2.558]
| Aza tontaina ny lamba, fa ny manantsody manira no tsy afaka. [2.653 #718] Aza tontainao re ny lambako fa ny manantsody manira no tsy afak. [2.558 #55] Dikanteny frantsay | Ne foulez pas aux pieds mon lamba, car il m' est pénible de dévider et de filer. [2.415]
| Ne marchez pas sur mon lamba, car il n' est pas facile d' en tisser un autre. [2.165 #794] Fanazavana frantsay | Ne me faites pas tort, car ce n' est pas vous qui viendrez ensuite m' aider à travailler pour réparer. [2.415 #3658]
| Ohabolana 6 | Aza isaoranao re ineny, fa ny mitoetra amin-drenikely no tsy afak. [2.415 #902, 2.653 #389]
| Aza isaoranao re, ineny, fa ny mitoetra amin-drenikely no tsy tantiko. [2.558] Dikanteny frantsay | Ne renvoie pas ma mère, ô mon père, car je ne saurais demeurer avec une marâtre. [2.415 #902]
| Fanazavana frantsay | Paroles dites par l'enfant à son père en faveur de sa mère, pour empêcher la répudiation. [2.415 #902]
| Ohabolana 7 | Aza manao tavilahin-dresaka, ka | Ohabolana 8 | Aza manao toy ny rafozana jamba, ka aleo | Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny manome sira kely no ankasitrahany. [2.415 #1449] Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany fa ny manome sira tsaroan' ny lelany no ankasitrahany. [2.558 #130] Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny nanome sira kely no ankasitrahany. [2.653 #1468] Rafozana jamba, ka aleony sira ren' ny lelany toy izay lamba tsara. [2.558 #3540] Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira kely no isaotsaorany. [1.3 #498] Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira no isaotsaorany. [1.1] Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona mahatsiaro ny soa kely fa tsy mahatsiaro ny soa lehibe atao azy. [1.1]
| Dikanteny frantsay | Belle-mère aveugle: si on lui donne un lamba, elle ne voit pas, mais si on lui donne un peu de sel, elle remercie avec effusion [1.3 #498]
| Ne faites pas comme une belle-mère aveugle, qui aime mieux qu' on lui donne un peu de sel plutôt qu' un beau lamba. [2.415 #1438] Ne faites-pas comme une belle-mère aveugle, qui préfère qu' on lui donne un peu de sel plutôt qu' un beau "lamba" . [2.165] Visitez votre belle-mère aveugle et donnez-lui un lamba, elle ne le voit pas ; donnez-lui un peu de sel, cela lui est agréable. [2.415 #1449] Fanazavana frantsay | Comme elle est aveugle, il lui importe peu quelle soit bien mise. [2.165]
| Elle ne voit pas le lamba. [2.415 #1438] Le tout n'est pas de donner, il faut savoir donner ; autre sens : oublier un grand service et se montrer reconnaissant d'un petit service. [2.415 #1449] Sensible aux petits services, insensible aux grands [1.3 #498] Ohabolana 9 | Aza manary re fa hianareo no natao voamaintilany hany sisa. [2.558 #649]
| Aza manary re, tompoko, fa hianao anie no natao voamaintilany hany sisa. [2.415 #2590, 2.653 #559] Dikanteny frantsay | Cher monsieur, ne m' abandonnez pas car j' ai compté sur vous comme sur la dernière graine de casse-cavelle. [2.415 #2590]
| Fanazavana frantsay | Tout le monde l' a abandonné et s' est dérobé, comme les graines des gousses qui éclatent au soleil. [2.415 #2590]
| Ohabolana 10 | Aza mitsako tsy re ka kenda vao dony aho Ranaotra. [2.558 #805]
| Mitsako tsy re ka kenda vao: "Dony aho ranaotra". [2.165 #1098, 2.558 #2496, 2.974 #221, 1.1] Mitsako tsy re ka voa vao dony aho, ranaotra. [1.1] Mitsako, tsy re, kenda vao hoe : " dony aho, ranaotra " . [2.415 #5392] Fanazavana malagasy | Enti-milaza irony olona mifaly irery raha misy soa azony, fa miantso ny hafa kosa rehefa nisy nahavoa azy. [1.1]
| Enti-milaza olona nanana zavatra an-kinafinafina, kanjo nony nisy nahavoa azy, niantso vonjy amin' olona. [1.1] Entina handatsana ireo olona nanao zavatra an-tsokosoko ka nony tojo ny mafy vao mibabababa mitady vonjy. [1.1] Raha sendra zava-tsoa ny tena, mihinan-drery, fa raha misy mahavoa kosa, miantso vahoaka. [1.1] Dikanteny frantsay | Mâcher en secret, et appeler au secours quand on s' étrangle, demandant qu' on frappe sur la nuque. [2.415 #5392]
| Mâcher sans bruit, et appeler à son aide une fois qu’on a avalé de travers. [2.974 #221] Manger (mâcher) sans bruit, mais quand on s' étrangle, s' écrier, "Eh! tapottez-moi, beau-frère" . Ceci est un reproche, car il est impoli pour les Malgaches de manger sans bruit chez les autres; il faut en faire, au contraire, pour montrer qu' on apprécie ce qu' on vous sert. [2.165] Fanazavana frantsay | Se disait des gourmands, des égoïstes qui ne pensent aux autres que lorsqu' ils en ont besoin. [2.415 #5392]
| Ohabolana 11 | Ohabolana 12 | Ilay marenina nanjono : aza ny hitan' ny masoko avy no amazivaziana ahy fa ny tsy ren' ny sofiko aza efa tsy fidiny. [2.558]
| Ohabolana 13 | Kamboty be sitrapo, ka lany hatramin' ny taninketsa vao | Kamboty be sitrapo, ka lany mbamin' ny tanin-ketsa ka "Inona indray no hataoko?". [2.165] Kamboty be sitrapo, ka lany mbamin' ny taninketsa, ka inona indray re no hataoko? [2.415 #1023] Kamboty Kamboty Dikanteny frantsay | Orphelin qui suit ses caprices et vend sa dernière rizière, il dit ensuite : et maintenant que vais-je faire? [2.415 #1023]
| Un orphelin qui fait tout ce qu' il veut et vend jusqu' à la rizière servant de pépinière; il dit ensuite: "Et maintenant que vais-je devenir?". [2.165] Ohabolana 14 | Koran’ a | Ohabolana 15 | Lasa tsy | Lasa tsy Ny Ny Dikanteny frantsay | Une personne édentée mangeant de la bosse de bœuf: cette viande descend trop vite, elle est avalée avant qu' on ait eu le temps d' en sentir la saveur. [2.165]
| Ohabolana 16 | Manao re ny menaka fa ny volo no ngita! [2.558 #2011, 2.653 #1555]
| Manao re ny menaka, fa saingy ny volo no ngita. [2.415 #2440] Dikanteny frantsay | La graisse a beau faire, les cheveux sont crépus. [2.415 #2440]
| Fanazavana frantsay | Le sens est que la parure n' enlève pas la laideur. [2.415 #2440]
| Ohabolana 17 | Mitady izay tsy ho re, ka | Mitady izay tsy ho re ka miantso ery an-doha riana. [2.415 #4775, 2.558 #2427] Dikanteny frantsay | C' est vouloir ne pas être entendu que de pousser des cris d' appel au sommet d' une cascade. [2.415 #4775]
| Fanazavana frantsay | Crier en vain. [2.415 #4775]
| Ohabolana 18 | Moana miambina : tsy re zovy, tsy mandre zovy. [2.558 #2536]
| Ohabolana 19 | Nahoana aho no teren-doza roa hoatry ny venty latsaka erany? ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry. [2.415 #2636]
| Nahoana aho no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato-mizana hanindry, ny akotry hanindry ? [2.653] Nahoana re no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry? [2.558] Dikanteny frantsay | Pourquoi suis-je accablé par deux malheurs, comme une pièce de quatre-vingts centimes moins la soixante-douzième partie de la piastre? j' ai à porter le poids de la balance et celui des grains de riz. [2.415 #2636]
| Fanazavana frantsay | Se disait d' un double malheur. [2.415 #2636]
| Ohabolana 20 | Ny fifonana no mendriky ny diso, fa mandia tany ka lavo, miloloha lanitra ka lena. [2.558 #2980]
| Ny fifonana re no hatao, fa diso ; fa mandia ny tany, ka lavo ; miloloha ny lanitra, ka lena ; miara-monina aman-kavana, ka diso amim-pihavanana. [2.653 #2225, 2.415] Dikanteny frantsay | Il ne nous reste qu' à demander pardon, car nous avons été en faute ; en effet quiconque foule la terre, tombe ; quiconque a le ciel au-dessus de sa tête, se mouille ; quiconque demeure avec des parents, peut faillir contre les devoirs de la parenté. [2.415 #6420]
| Fanazavana frantsay | Il est humain d'errer, il faut savoir reconnaître sa faute. [2.415 #6420]
| Ohabolana 21 | Ny tanin-jaza tsy re lavitra, fa ny | Dikanteny frantsay | Les pleurs de l' enfant ne s' entendent pas au loin, mais le grondement du fusil s' entend au loin. [2.415 #787]
| Fanazavana frantsay | Les plaintes des petits ne sont pas entendues ; celles des grands retentissent au loin. [2.415 #787]
| Ohabolana 22 | Nitsako tsy re, nisotro nanao be gorodana, ka kenda vao | Ohabolana 23 | Tany | Dikanteny frantsay | Il a été mordu par un chien dans l'Imano pendant l' été, et à Ilavatehezana maintenant il poursuit les chiens pour se venger. [2.415 #6384]
| Fanazavana frantsay | Il n' oublie pas. [2.415 #6384]
| Ohabolana 24 | Tari-dalan-dreniomby : ny | Tari-dalan-dreniomby : Dikanteny frantsay | Chef de file à la manière d' une vache : le premier mot qu' on entend, c' est osy. [2.415]
| Fanazavana frantsay | Ce mot était employé par les gardiens pour faire avancer les bêtes. [2.415]
| Ohabolana 25 | Tavin-kena am-bavan' antitra, ka lasa tsy | Tavin-kena am-bavan' antitra : lasa tsy Dikanteny frantsay | Graisse de viande dans la bouche d' un vieillard : elle est partie avant le temps. [2.415 #1865]
| Fanazavana frantsay | Plaisanterie sur les édentés. [2.415 #1865]
| Ohabolana 26 | Toy ny kamo mihinana akondro : Mba maniry va re ny hodiny. [2.558 #4295]
| Toy ny kamo nihinana akondro: "Mba maniry va re ny hodiny ?". [2.653 #3205, 2.974 #193] Dikanteny frantsay | Comme le paresseux qui a mangé une banane : " Peut-on en planter la peau ? ". [2.974 #193]
| Ohabolana 27 | Tsy misy tsy mangala-katsaka, fa izay mipiaka mahery ihany no ren' ny tompony. [2.653, 2.558]
| Ohabolana 28 | Tsy ra feo antoandro toa mpiambina. [2.165 #2173]
| Tsy re feo antoandro toa mpiambina. [2.415 #3158, 2.558] Dikanteny frantsay | Qu' on n' entend pas pendant le jour, comme la garde (de nuit). [2.165 #2173, 2.415 #3158]
| Ohabolana 29 | Varavañan-Jañahare tsy re | Dikanteny frantsay | La porte de Dieu ne claque pas. [1.68]
| Ohabolana 30 | Vely | Ohabolana 31 | Vomangan-dRenisoa : teny an-dalana maro mpanontany, nodiany tsy re, fa nony natoko teny an-tsena, tsy lany sasaka. [2.558]
| | |||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||