Entrée avokoa
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin' ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin' ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny
¶ daholo
Explications en anglais  [Richardson 1885] all, the whole, every one, altogether. See aby, avy, and dahaolo.
  [Hallanger 1973] All without exception
Explications en français  [Hallanger 1974] tous, tous sans exception
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31