Entrée latsaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache (zavatra) Mianjera amin' ny tany: Latsaka ny satrony ka niondrika izy haka azy
¶ Mianjera ao anaty lavaka: Latsaka tao anaty fantsakana ny zanaky ry zareo ao atsimo / Aza avelanao ho latsaka ao anatin' ny fakam-panahy izahay
¶ Midina ambany, mitambotsotra: Latsaka ambany ny naotinao tamin' ny fanadinana farany
¶ (olona) Tonga mahia kely noho ny aretina: Latsakaerỳ ianao izany hatramin' ny nahararianao
¶ Mitete, mikoriana: Latsakany ranomasony teo am-pitantarana izany
¶ Tafiditra, tafalentika: Latsaka ao antsaiko ny teninao
¶ Ambany, ambaka: Tsy latsaka noho ny zokiny izy
¶ Ambany noho, kely noho: Tsy latsaka ny ariary zato no nividianako io boky io
¶ Fiteny amin' ny filazana ora raha mihoatra ny antsasany ka amin' izay atao fanalana amin' ny ora manaraka ny fotoana lazaina: Amin' ny sivy latsaka fahatelony izy no handeha [1.1]
Explications en anglais fallen down; fallen in, to fill a certain space; entered to be a scholar in a school, a soldier, etc.; laid, as bricks, stonework, etc.; not enough; fig. dead [1.2]
 falling down; fallen down; to flow; inferior, insufficient [1.7]
Explications en français qui coule [1.3, 1.8]
 tombé, versé, mort, né, pondu [1.3]
 posé, placé, enrôlé, avalé, admis, approuvé, accepté, qui a pénétré [1.3]
 inférieur [1.3, 1.8]
 qui est descendu, qui n’atteint pas, qui n’arrive pas à, moins [1.3]
 qui tombe; insuffisant [1.8]
Morphologie 
Simple latsaka, latsa-, latsaky
Dérivés 
 
Mots composés 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Latsaka ny ranomason' i Maman. [2.356]
2Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo! [2.471]
3latsaka ao an-tsaiko ny teninao (vos paroles ont pénétré dans mon esprit) [1.3]
4tsy latsaka noho ny zokiny izy (il n’est pas inférieur à son aîné) [1.3]
5tsy latsaka izy raha hiasa (il est très fort pour le travail) [1.3]
6latsaka ambany ny mpianany tamin' ny fanadinana (ses élèves ont été inférieurs à l’examen) [1.3]
7tsy latsaka ny ariary folo isam-bolana ny vola azony (il ne gagne pas moins de dix piastres par mois) [1.3]
8tongava amin’ ny fito latsaka fahefany (arrivez à sept heures moins un quart) [1.3]
Proverbes 

Mis à jour le 2022/02/08