Teny iditra mahalatsaka (latsaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut poser, enrôler, avaler [1.3]
Ohatra 
1raha mihemotra kosa, inona no mahalatsaka azy? [2.285]
2Inona no mahalatsaka an'Avaradrano noho Antananarivo? [1.336]
Kamban-teny 

Teny iditra mahalatsaka (maha-, latsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] A climbing plant. Pipor borbonense, C. DC. Same as voamperifery, sakavirombato, tsimperifery [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano, Sihanaka, Tanala] (du préfixe maha : qui peut et latsaka : action d'enfanter, la tisane de ces plantes est administrée aux femmes pendant leur travail, pour rendre l'accouchement plus rapide). Piper pyrifolium Vahl et Piper pachyphyllum Baker (Piperaceae). Renferment des alcaloïdes à action stimulante. Les fruits sont employés comme condiment sous le nom de sakarivombato ou voantsiperifery. Voir ces noms. [1.196]
Anarana siantifika Piper pachyphyllum, Piper pyrifolium
Voambolana 
Tovy hevitra tsimahalatsaka ~ tsy mahalatsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20