Teny iditra fandatsahana (latsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano
Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany!
Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra
Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo
Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra fandatsahana (latsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay éjaculation [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tsitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14