Teny iditra filatsahana (latsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry
Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina
Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05