Teny iditra | mitsako (tsako) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manapotipotika ny hanina amin' ny nify: Mitsako hena. [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To chew [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mâcher [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitsako io | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |