Entrée |
miloloha
(loloha (loha))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha any izy ¶ Manampy, manohana havana sahirankirana: Iza indray no hiloioha ireo havam-badinao sahirana ireo raha tsy ianao ¶ Misahana zavatra betsaka maro karazana: Niloloha raharaha betsaka loatra izy. [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to carry on the head [Hallanger 1973]
|
Explications en français | porter sur la tête [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|