Entrée | manenjika (enjika) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana ¶ Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako ¶ Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody ¶ Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy ¶ Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko ¶ Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | to pursue; to persecute [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Explications en français | poursuivre; persécuter [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||||||
Exemples | Toa tsy maika, tsy manenjika fotoana, [Andraina: Sahabe, page 1] | ||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot manenjika | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |