Entrée enjika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika
Explications en français  [Abinal 1888] fuite, poursuite, persécution
Dérivations 
Exemples  [Andriamalala: Vohitry, page 53] Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany!

Mis à jour le 2020/07/31