Entrée mizana
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana enti-mandanja zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vovona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan' ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan' ny lanja) [1.1]
Explications en anglais a scale for weighting [1.7]
Explications en français balance [1.3, 1.8]
 figuré: les magistrats, les juges [1.3]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes anzima, manazy

Mis à jour le 2020/07/31