|
|
|
|

Teny iditra1  antitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7  Be taona, ela niainana: Efa antitra dia antitra i dadabe fa ila tsy afaka mandeha intsony
8  Zavamaniry fihinana toy ny katsaka, tsaramaso, mangahazo... efa azo hanina, tonga amin' ny fotoana efa ahazoana mihinana azy: Efa antitra ireto mangahazo ireto fa hadio
9  (loko) Tsy matsora, fa matevintevina: Soloy manga antitra itỳ lambam-baravarankely
10  Lany andro, tsy fampiasa intsony: Efa lamaody antitra izany dihinareo izany, hoy i Koto tamin-dRainy
11  Antitra, tranainy, goga, konka, golagoay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  mature, ripe, aged, old, permanent, durable, gone through with, completed, perfected; deep as applied to colours; old in the sense of used up, or worn out, as a pen, a coat, etc. [1.2]
13  mature; aged; dark (of colors); [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  âgé, vieux; mûr; foncé [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny antitra io
Lahatsoratra  29  Randzavola: antitra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14