Entrée |
rafozana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | a parent or parent in law [Hallanger 1973]
|
Explications en français | beaux-parents [Rajemisa: Vakoka]
|
| beau-parent [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 39]
|
Citations |
|