Teny iditra vakoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.1]
 Rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.62]
Fanazavàna teny anglisy A silver chain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Une grande chaîne d'argent [1.3]
 Chaîne d'argent [1.8]
Ohatra 
1ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo: [2.48]
2Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [2.113]
Haiendriteny 
Tsotra : vakoka, vako-
Kamban-teny 

Teny iditra vakoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [1.1]
 Akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Inherited treasure; Malagasy traditions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Trésor [1.3]
 Trésor dont on hérite; traditions [1.8]
Ohatra Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto. [1.320]
Kamban-teny 
Lohateny Vakoka (Rajemisa-Raolison Régis)

Teny iditra vakoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre. [1.196]
Anarana siantifika Trema orientalis
Voambolana 

Teny iditra Vakoka
Singan-teny vakoka
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache
Mpanoratra Rajemisa-Raolison Régis
Fanonta printy 1948.
1955.
1957. Ambozontany. Ambainy: 14cm. Haavony: 22cm. Takila: 271.
1965. Ambozontany. Ambainy: 14cm. Haavony: 19cm. Takila: 334.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20