|
|
|
|

Teny iditra1  Le Livre de la Sagesse Malgache
Zana-dohateny  2  Proverbes, dictons, sentences, expressions figurées et curieuses
Singan-teny  3  malgache
Sokajin-teny  4  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5  [2.299#8] nanangonan' i de Veyrières ohabolana 6.533, tokony ho tamin' ny taona 1910-1913. Natokotokony araka ny fariparitry ny fiainana manontolo, nasiany dikan-teny frantsay sy fivoasana kely. Rakitra miavosa indrindra: saingy haingan-doatra ny nipetrahan' ilay olona taty, ka tsy voadinika ary tsy voahitsy araka ny mety
Voambolana  6  Haisoratra: boky
Mpanoratra  7  Méritens Guy de (s.j.)
8  Veyrières Paul de
Mpanonta printy  9  Editions Maritimes et d'Outre-Mer, 1967. Haavony: 24cm. Ambainy: 15cm. Takila: 664
Sary 
10 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/09