Teny iditra |
maso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The eye [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'oeil [1.8]
|
| Oeil [1.13]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Oeil [1.405]
|
Voambolana |
Ohatra |
1 | Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity?
[2.4]
|
2 | Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy.
[2.324]
|
3 | Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko.
[2.471]
|
4 | Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra |
maso,
masoko,
masonao,
masony,
masontsika,
masonay,
masonareo,
mason',
mason-,
masom- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|