Teny iditra | tarehy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The face; appearance; cf. endrika, bika. [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Le visage: apparence; cf. endrika, bika. [1.8] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Manontolo | ||||
Anaran' akora mamorom-batana | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tarehy io | |||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20 |
![]() |