Teny iditra |
handrina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [1.1]
|
| [Betsimisaraka]
[ handriña ] handrina
[1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | The forehead [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Front [1.3]
|
| Le front [1.8]
|
Voambolana |
Ohatra |
1 | Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana.
[2.817]
|
2 | mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany!
[2.470]
|
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
handrina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Menace, regard hardi ou irrité [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|