|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  orona
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the nose [1.2, 1.7]
6  [mal. Idong; jav. Irong.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  nez [1.8, 1.13]
Ohatra  8  fa tsy misy toa an-drahavana
ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo
[2.131]
9  Izato vava e, izato orona. [2.470]
Kamban-teny 
Manontolo 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny orona io

Teny iditra (2/3)18  orona
Sokajin-teny  19  anarana
Voambolana  20  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny anglisy  21  in the provinces a promontory [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22  dans les provinces, un promontoire [1.2]

Teny iditra (3/3)23  orona
Sokajin-teny  24  anarana
Voambolana  25  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  26  . Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie « ourouna ». Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms. [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/16