Teny iditra | afaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miala, mivaha: Afaka ny tady tamin' ny tongotr' ilay akoho ka lasa izy Miala, mitsoaka, miombotra, miongotra: Notsofin' ny rivotra ka afaka ny savilim-baravarana ~ Nianjera izy ka afaka ny nifiny Miala, miendaka, mikipaka: Afaka daholo ny tafontrano tamin' ilay rivo-doza teo iny Miala, mihintsana, miraraka: Afaka daholo ny ravinkazo Tafahoatra, tafadingana, tafita: Tsy afako io hady io fa be vahana loatra ~ Arahaba fa afaka fanadinana Vita, efa, tontosa, azo: Afak' izy roapolo lahy ny tanàna Voala, voaesotra: Afaka ny akotry tamin' ny vary ~ Tsy mety afaka ilay pentin-dranomainty tamin' ny akanjonao Voala, voavela, voavotsotra: Mandehana fa afaka ny helokao, hoy i Jesoa tamin' ilay boka Nalana, namindrana fo: Afaka amin' ny karatra izy fa maro anaka ~ Afaka tamin' ny loa vola izy Nialana: Afaka entam-be aho tamin' ny nahasitranan' ny zanako Teny fanao saikina matoantenin' ny mpanao, enti-milaza fa manana ny ilaina rehetra mba hahavita zavatra ilay manao ny asan' ny matoanteny: Efa afaka mandeha ny zanako ~ Tsy afa-manoratra ny tanako. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Free, free from, separated from, disengaged; unlocked, untied; passed over; emptied as a bag; taken, as applied to a town in war; discharged; passed, as an examination. [1.2] | |||||||||||||||
Free, set free [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Détaché, tombé, enlevé, pris d'assaut, emporté: Afaka ny varavarana (La porte s'est détachée) ~ Afaka ny ravinkazo (Les feuilles sont tombées) ~ Nidona tamin'ny vato izy, ka afaka ny hohon' ny ankibeny (Il a heurté contre une pierre et a eu l'ongle de l'orteil enlevé) ~ Nasiany totohondry izy, ka afaka ny nifiny anankiray (Il lui a donné un coup de poing qui lui a enlevé une dent) ~ Afaka ny diso (Les fautes ont été enlevées) ~ Tsy afaky ny fahavalo ny tanàna (La ville n'a pas été prise par les ennemis) Délivré, sauvé, échappé, affranchi, exempt, exempté, délivré de ses engagements, absous, débarrassé, libre, qui peut: Nafatotra izy ka afaka izao (Il avait été attaché, mais il est maintenant délivré) ~ Afaka amin' ny loza izy (Il a échappé au danger) ~ Andevo afaka (Esclave affranchi) ~ Afaka amin' ny fandoavan-ketra izy (Il est exempt d'impôts) ~ Afaka ahiahy izy (Il est exempt d'inquiétude) ~ Afaka ota izy (Il est absous de ses fautes) ~ Afa-draharaha aho (Je suis débarrassé de toute affaire) ~ Afaka aho (Je suis libre) ~ Tsy afa-miala eto aho izao (Je ne puis pas maintenant quitter ici) [1.3] | |||||||||||||||
Libre, libéré [1.8] | ||||||||||||||||
Capable, admis, apte [1.13] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afaka io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |