Teny iditra Baiboly
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Fanazavàna teny malagasy Ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. [1.38]
 Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The Scriptures, the Bible [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom que les Protestants donnent à la Bible [1.3]
Ohatra 
1Mamaky ny baiboly ny sasany. [2.445]
2Mba nomena Baiboly izy hamaky. [2.356]
3Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny Baiboly. [2.528]
4dia ny mampiely Baiboly homena ny olona tahanana Baiboly; [2.59]
5Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny Baiboly ny anaran-dRadama. [2.649]
Tovy hevitra biblia
Lohateny Abidin' ny Baiboly
Diksionera amin' ny Baiboly
Ny Baiboly
Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao
Ny Diksionary amin' ny Baiboly
Ny fihaviany Anglisy: bible.
Lahatsoratra 
Fizahan-takelaka 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/22