<-
->

Ezr / Esd 1:1 Now in the first year of Cyrus king of Persia, that the word of the Lord by the mouth of Jeremiah might be fulfilled, the Lord stirred up the spirit of Cyrus king of Persia, that he made a proclamation throughout all his kingdom, and put it also in writing, saying, Ary tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia, dia notairin' i Jehovah ny fanahin' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia, mba hanatanteraka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Jeremia, ka dia nandefa teny eran' ny fanjakany rehetra izy, sady nataony an-tsoratra koa izany hoe: Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Sirosa mpanjakan' i Persa, dia namporisihin' ny Tompo ny fanahin' i Sirosa mpanjakan' i Persa, mba hahatanteraka ny tenin' ny Tompo, nolazainy tamin' ny vavan' i Jeremia: ka nasainy natao kabary sy nolazaina an-tsoratra, hiely eran' ny fanjakany izao teny izao: Or la première année de Cyrus, roi de Perse, pour accomplir la parole de Yahvé prononcée par Jérémie, Yahvé éveilla l' esprit de Cyrus, roi de Perse, qui fit proclamer et même afficher dans tout son royaume
Ezr / Esd 1:2 Thus saith Cyrus king of Persia, The Lord God of heaven hath given me all the kingdoms of the earth; and he hath charged me to build him an house at Jerusalem, which is in Judah. Izao no lazain' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia: Ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany dia efa nomen' i Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, ahy; ary Izy efa nandidy ahy hanao trano ho Azy any Jerosalema izay any Joda. Izao no lazain' i Sirosa mpanjakan' i Persa: Efa nomen' ny Tompo Andriamanitry ny lanitra ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany, ary efa nandidy ahy izy, hanao trano ho azy, any Jerosalema any Jodà. "Ainsi parle Cyrus, roi de Perse : Yahvé, le Dieu du ciel, m' a remis tous les royaumes de la terre, c' est lui qui m' a chargé de lui bâtir un Temple à Jérusalem, en Juda.
Ezr / Esd 1:3 Who is there among you of all his people? his God be with him, and let him go up to Jerusalem, which is in Judah, and build the house of the Lord God of Israel, (he is the God,) which is in Jerusalem. Koa iza avy moa aminareo rehetra no olony? Andriamaniny anie homba azy, fa aoka hiakatra any Jerosalema izay any Joda izy ka hanao ny tranon' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izy no Andriamanitra Izay any Jerosalema. Ka iza aminareo no vahoakany? Homba azy anie ny Andriamaniny, ary aoka hiakatra any Jerosalema any Jodà izy, ka hanao ny tranon' ny Tompo Andriamanitr' Israely, dia ilay Andriamanitra izay ao Jerosalema. Quiconque, parmi vous, fait partie de tout son peuple, que son Dieu soit avec lui! Qu' il monte à Jérusalem, en Juda, et bâtisse le Temple de Yahvé, le Dieu d' Israël c' est le Dieu qui est à Jérusalem.
Ezr / Esd 1:4 And whosoever remaineth in any place where he sojourneth, let the men of his place help him with silver, and with gold, and with goods, and with beasts, beside the freewill offering for the house of God that is in Jerusalem. Ary na iza na iza sisa tratra, dia aoka ny tompon-tany ao amin' izay ivahiniany hanome azy volafotsy sy volamena sy fanaka ary biby fiompy mbamin' ny fanati-tsitrapo ho an' ny tranon' Andriamanitra, izay any Jerosalema. Aoka ny olona rehetra sisan' i Jodà ao amin' ny fonenana itoerany, na iza na iza, dia ho ampian' ny olona ao amin' io fonenana io, amin' ny volafotsy, volamena, fanaka, biby fiompy, mbamin' ny fanomezana an-tsitra-po hanaovana ny tranon' Andriamanitra any Jerosalema. Qu'à tous les rescapés, partout, la population des lieux où ils résident apporte une aide en argent, en or, en équipement et en montures, en même temps que des offrandes de dévotion pour le Temple de Dieu qui est à Jérusalem."
Ezr / Esd 1:5 Then rose up the chief of the fathers of Judah and Benjamin, and the priests, and the Levites, with all them whose spirit God had raised, to go up to build the house of the Lord which is in Jerusalem. Dia niainga ny lohan' ny firenen' i Joda sy Benjamina sy ny mpisorona sy ny Levita, dia izay rehetra efa namporisihin' Andriamanitra hiakatra hanao ny tranon' i Jehovah any Jerosalema. Dia nitsangana ny loham-pianakavian' i Jodà sy Benjamina, ny mpisorona sy ny levita, dia izay rehetra namporisihin' Andriamanitra ny fanahiny, ka lasa nandeha hanao ny tranon' ny Tompo any Jerosalema. Alors les chefs de famille de Juda et de Benjamin, les prêtres et les lévites, bref tous ceux dont Dieu avait éveillé l' esprit, se levèrent pour aller bâtir le Temple de Yahvé, à Jérusalem;
Ezr / Esd 1:6 And all they that were about them strengthened their hands with vessels of silver, with gold, with goods, and with beasts, and with precious things, beside all that was willingly offered. Ary izay rehetra manodidina dia nampahery ny tànan' ireo tamin' ny fanaka volafotsy sy volamena sy fanaka hafa sy biby fiompy ary zava-tsoa mbamin' izay rehetra nateriny tamin' ny sitrapo. Samy nanampy azy ireo avokoa ny olona nifanakaiky taminy, tamin' ny fanaka volafotsy, volamena, fanaka hafa, biby fiompy ary zavatra sarobidy, mbamin' ny fanomezana an-tsitra-po rehetra. et tous leurs voisins leur apportèrent toute sorte d' aide argent, or, équipement, montures et cadeaux précieux,, sans compter toutes les offrandes de dévotion.
Ezr / Esd 1:7 Also Cyrus the king brought forth the vessels of the house of the Lord, which Nebuchadnezzar had brought forth out of Jerusalem, and had put them in the house of his gods; Dia navoak' i Kyrosy mpanjaka ny fanaky ny tranon' i Jehovah, izay efa nalain' i Nebokadnezara tany Jerosalema ka efa nataony tao an-tranon' ireo andriamaniny. Nalain' i Sirosa koa ny fanaky ny tranon' ny Tompo nesorin' i Nabokodonozora tao Jerosalema sy napetrany tao amin' ny tempolin' ny andriamaniny. Le roi Cyrus fit prendre les ustensiles du Temple de Yahvé que Nabuchodonosor avait apportés de Jérusalem et offerts au temple de son dieu.
Ezr / Esd 1:8 Even those did Cyrus king of Persia bring forth by the hand of Mithredath the treasurer, and numbered them unto Sheshbazzar, the prince of Judah. Ary Mitredata, mpitahiry ny haren' ny fanjakana, dia nasain' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia; namoaka ireny, ka nisainy sady natolony an' i Sesbazara, lehiben' ny firenen' i Joda. Napetrak' i Sirosa mpanjakan' i Persa tao am-pelatanan' i Mitridata mpitahiry vola izany, ary izy no nanolotra azy, rahefa nisainy, tamin' i Sasabasara, filohan' i Jodà. Cyrus, roi de Perse, les remit aux mains de Mithridate, le trésorier, qui les dénombra pour Sheshbaççar, le prince de Juda.
Ezr / Esd 1:9 And this is the number of them: thirty chargers of gold, a thousand chargers of silver, nine and twenty knives, Ary izao no isany: Lovia volamena telo-polo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roa-polo, Ka izao no isany: siny volamena telopolo, siny volafotsy arivo, antsy sivy amby roapolo, Voici leur inventaire : bassins d' or : 30; bassins d' argent mille, réparés : 29;
Ezr / Esd 1:10 Thirty basons of gold, silver basons of a second sort four hundred and ten, and other vessels a thousand. kapoaka volamena misarona telo-polo, lovia volafotsy manarakaraka folo amby efa-jato, ary lovia hafa koa arivo; kopy volamena telopolo, kopy volafotsy ambaratonga faharoa folo sy efa-jato, ary fanaka hafa koa arivo. coupes d' or : 30; coupes d' argent : mille, abîmées : 410; autres ustensiles : mille.
Ezr / Esd 1:11 All the vessels of gold and of silver were five thousand and four hundred. All these did Sheshbazzar bring up with them of the captivity that were brought up from Babylon unto Jerusalem. efa-jato amby dimy arivo no isan' ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin' i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin' ny babo izay niverina avy tany Babylona. Efa-jato sy dimy arivo no tontalin' ny fanaka volamena sy volafotsy. Dia nentin' i Sasabasara avokoa ireo, nony niverina avy any Babilona ho any Jerosalema ireo voasesi-tany. Total des ustensiles d' or et d' argent : 5.400. Tout cela, Sheshbaççar le rapporta, quand on fit remonter les exilés de Babylone à Jérusalem.

<-
->