Teny iditra mpanafaka (afaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Le libérateur, celui qui délivre, affranchit, exempte, absout [1.3]
Ohatra Fa hianao no mpamonjy sy mpanafaka ahy. [2.996]
Haiendriteny 
Tsotra : mpanafaka, mpanafako, mpanafakao, mpanafany, mpanafatsika, mpanafakay, mpanafakareo, mpanafak', mpanafa-, mpanafaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09