Teny iditra (1/5) | 1 -bina |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vina |
Teny iditra (2/5) | 3 bina |
Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] milaza fivontosana, fibontsinana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 binaka, binabina, binabinaka |
Teny iditra (3/5) | 9 bina |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] the name of an insect |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3#81] nom d'un insecte |
Voambolana |
13 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (4/5) | 14 Bina |
Sokajin-teny | 15 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana] |
Ohatra |
16 Tsy niteny kelikely Bina. [2.499] 17 Niandrandra nijery an'i Bina izy. [2.314] |
Lohateny |
Teny iditra (5/5) | 19 Bina |
Singan-teny | 20 Bina |
Sokajin-teny | 21 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
22 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
23 Rajaonarivelo Auguste |
Mpanonta printy |
24 Imprimerie de l' Imerina, 1933 25 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy, 1957 26 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy, 1971 27 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy, 1993. Haavony: 21cm. Ambainy: 13,5cm. Takila: 118" /> |
Fivaditsoratra | 28 bany, Bina, -bina, bina, niba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |