Teny iditra (1/7) | 1 manana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] to have, to possess 5 [1.7] to own |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] avoir, posséder 7 [1.196] posséder un capital |
Ohatra |
8 [1.3] manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) 9 [1.3] manan-tsaina (Il a de l'intelligence) 10 [2.48] fa manana|mana tapaka tokoa aho ary manana|mana-namanana|mana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. |
Fototeny | 11 anana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny manana io |
Teny iditra (2/7) | 30 manàna |
Sokajin-teny | 31 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana [Fitanisana] |
Fototeny | 32 anana |
Teny iditra (3/7) | 33 manana |
Sokajin-teny | 34 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.1] Maka na misambo-bola misy zanany |
Fototeny | 36 hana |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (4/7) | 38 manana |
Sokajin-teny | 39 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
40 [1.196] [Betsileo]
jaillir, s'épencher, se répandre |
Fototeny | 41 nana |
Teny iditra (5/7) | 42 mañaña |
Sokajin-teny | 43 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
44 [1.78] [Taisaka]
diso fanantenana |
Teny iditra (6/7) | 45 mañana |
Sokajin-teny | 46 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
47 [1.78] [Bezanozano, Tambahoaka, Sihanaka]
gaga 48 [1.78] [Bezanozano] hagagana |
Teny iditra (7/7) | 49 Manana |
Sokajin-teny | 50 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
51 [1.11] petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara |
Voambolana |
52 Haitoetany: renirano, farihy |
Fivaditsoratra | 53 amanan, ananam, Manana, manàna, mañana, mañaña, manana, namana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |