Teny iditra manan-daza
Singan-teny manana ; laza
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: malaza [1.1]
Ohatra 
1Ianareo manandaza, fa izahay mavomavo! [2.996]
2Toa arakaraka ny maha-ela ny razana no maha-manandaza azy. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01