Entrée | ny mamerina indroa manana ny antitra (verina, roa, anana, antitra) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |