Entrée sisa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
¶ Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa
¶ Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a remnant, a residue
Explications en français  [Hallanger 1974] reste, restant
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée Sisa
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais  [Baiboly] Kish
Explications en français  [Baiboly] Qish
Vocabulaire 
Synonymes Kisy
Citations 

Entrée Sisà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais  [Baiboly] Shisha
Explications en français  [Baiboly] Shisha
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31