|
|
|
|

Teny iditra1  banga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany
9  Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana
10  Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  having gaps, as hedges, etc.;
12  having lost teeth, as a person, or a saw, etc.;
13  wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2]
14  gap; having gaps [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15  brèche où il manque une dent [1.8]
Ohatra  16  Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [1.274]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny banga io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24