Teny iditra | voabanga (banga) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny frantsay | édenté, ébréché [1.3] | |
Ohatra | hihorohoro ny mandanao noho ny fikorodondrodon' ny mpitaingin-tsoavaly sy ny kodia sy ny kalesy, raha miditra eo amin' ny vavahadinao tahaka ny olona miditra amin' ny tanàna izay voabanga izy.
[2.996] | |
Tovy hevitra | binanga | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |