Teny iditra |
havana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A friend [1.2, 1.7]
|
| A relation, an alliance. See sakaiza,
longo
[1.2]
|
| A relative, an ally; cf. sakaiza
[1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Parent [1.3, 1.54, 1.8]
|
| Allié, ami [1.3, 1.8]
|
Voambolana |
Ohatra |
1 | Be havana koa ianareo izany!
[2.442]
|
2 | Tsy manana havana koa, fa izaho irery.
[2.332]
|
3 | Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana.
[2.298]
|
4 | Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana.
[2.48]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
Tovonana : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
havana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
Tovonana : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
havana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Havanana [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Droite [1.82]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
Tovonana : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
Sampanteny |
|
|