Entrée |
zanaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby ¶ Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola ¶ Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo
[1.1]
|
Explications en anglais | a child, offspring; the young of animals [1.7]
|
Explications en français | fils, fille [1.54]
|
| enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8]
|
| (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification).
Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa.
On précise souvent
zanakazo : jeunes plants des arbres (de
zanaka et
hazo).
[1.196]
|
| [Sakalava-Mayotte]
enfant [1.405]
|
Morphologie |
zanaka
zanako
zanakao
zanany
zanatsika
zanakay
zanakareo
zanak'
zana-
zanaky
| |
-janaka
-janako
-janakao
-janany
-janatsika
-janakay
-janakareo
-janak'
-jana-
-janaky
| |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Exemples | Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako.
[2.4]
|
Proverbes |
|