|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  reny
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
5  Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  mother, female parent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  mère [1.3, 1.54, 1.8]
8  tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
9  parente [1.8]
Ohatra  10  Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
11  Izaho koa mba manana reny. [2.471]
12  nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Lohateny 
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny reny io
Lahatsoratra  39  Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)40  reñy
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42  tsy fandrenesana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)43  reny
Sokajin-teny  44  matoanteny mpamaritra re sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  45  Mitovy amin' ny re [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  46  another form of re [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  47  entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
Tovy hevitra  48  re

Fivaditsoratra  49  reny, reñy, reny, reñy

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02