Teny iditra tsotsoka (tsoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sifflet des marins [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Renianarana zavamaneno
Anarana iray reny tsikadraha, tambovo, takoritsoka, sarinety, sodina, sobaba, silingary, silongary, farara, fararan-tsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, harpa, hazolahy, hatrotrobe, morarava, maromaso, marovany, manandrialahy, manandriavavy, manandria, ambio, ambioka, makasa, ampongabe, ampongavilany, ampongantaolo, amponga, jy, jenjy, jinjilava, jazy, jejy, jejevoatavo, jejy voatavo, jejelava, jejilava, dory, dretra, doribè, detra, dombolo, dedeboka, adabo, doka, diapazona, valiha, valiha tory tenany, valiha jihy vy, valiha tsimihety, valihavata, valiha tory folo, valiha marovany, valihavero, barakoma, bengilahy, bingona, bingy, bezoma, bakora, belahara, belela, korintsana, kitrivo, kotra, kiatsody, kahiamba, kahamba, kidedra, kovabe, kabiry, kabiro, kabosa, kabaosa, kabaosy, kabosy, kilerao, kilarinety, kilangay, kilakila, kiloloka, kipantsona, langorony, langoroany, langoroana, lokanga voatavo, lokangam-bazaha, lokanga vava, lokanga, lokanga hisatra, lakolosy, pirango, piripity, piano, pitsofaoro, pitikilangy, pisto, rondro, orgàna, rimorimo, armonia, raloba, angorodao, angaroa, angorodaovava, antsodiñy, antsiva, antsoly, anjombona, anjomara, anakidory, n' lapa, n' lapabe, garadoboky, gorodo, gitara, zezo, tary, atrañatra, atranatrana, trotrobe, trompetra, taralila, tsirivo

Teny iditra tsotsoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Nofo mihorona manarona ny filahiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Prépuce [1.5]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tsotsoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (familier) Français. Synonymes: vozongo, vazaha [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19