Entrée n' lapabe (n' lapa, be)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana loatra; isan'ny amponga masina tsy mba fampiasa amin'ny lanonana sasany. [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31