Entrée anjomara
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilometatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a small wind instrument, a flute, or flageolet. [Swa. zomari, a pipe, a clarionet; Ar. azzam ara.] [Richardson 1885]
 a bugle sometimes made of bamboo and an ox horn [Hallanger 1973]
Explications en français hautbois fait de bambou et de corne [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  anjombona ~ antsiva ~ bingona
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31