Teny iditra 1/3 | rondro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa [1.1] | ||||
Voambolana | Kilalao ~ Feon-kira: zavamaneno | ||||
Renianarana |
| ||||
Anarana iray reny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rondro io | ||||
Teny iditra 2/3 | rondro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] rahona [1.78] | ||||
Teny iditra 3/3 | rondro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka Avaratra] (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [1.196] | ||||
Anarana siantifika | Rinorea angustifolia | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20 |
![]() |