Teny iditra |
amponga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin' ny hazo kely atao hoe fively, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A drum [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tambour [1.8, 1.13]
|
| Tambour, tam-tam, tous les instruments du genre caisse Au sens figuré, les choses dont on parle beaucoup, autour desquelles on fait beaucoup de bruit [1.196]
|
Ohatra | Fa ny taha iriko homenao ahy dia amponga.
[2.588]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana |
Sary |
|
|
Teny iditra |
amponga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Bibin-tsaonjo [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
amponga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Plante curieuse avec ses urnes dont le couvercle se ferme pour emprisonner les insectes.
Elle a toujours suscité l'étonnement des Malgaches.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Nepenthes madagascariensis |
Voambolana |
|