Entrée sodina
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
¶ maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a flute [Hallanger 1973]
Explications en français flûte [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 90]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31