Entrée makasa
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31