Teny iditra | kilerao | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno varahina tsofina, izay manana feo mafy mikarantsana ampiasain' ny miaramila ao an-toby na amin' ny matso [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno ~ Miaramila | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ny fihaviany | Frantsay: clairon. | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |