Teny iditra faray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Korintsana fampiasan' ny mpively zavamaneno, vita amin' ny volotsangana (telo tonona); voan-javatra madinika no ataony ao anatiny [1.1]
Voambolana 
Renianarana zavamaneno
Anarana iray reny adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiñy, antsoly, armonia, atrañatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribè, dory, dretra, farara, fararan-tsaonjo, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejy voatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokanga hisatra, lokangam-bazaha, lokanga vava, lokanga voatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, n' lapa, n' lapabe, orgàna, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valiha jihy vy, valiha marovany, valiha tory folo, valiha tory tenany, valiha tsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19