|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  bakora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] a large shell. See antsiva. [1.2]
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  6 antsiva
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2) 129  bakora
Sokajin-teny  130  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  131 Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  132 gros et mou [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  134 bakoraka
Fikambanana  135 nofo bakora

Fivaditsoratra  136 Akbora, 137 bakaro, bakora, 138 baroka, Baroka, 139 boraka, 140 kabaro, 141 karabo, 142 Kobara, 143 raboka, 144 robaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07