Entrée raloba
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée raloba
Partie du discours nom
Explications en malgache Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany
Mitovy hevitra: baheza ~ sasy [Rajemisa 1985]

Entrée raloba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] dihin'ny ntaolo [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31