Entrée dory
Partie du discours nom
Explications en malgache Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée dory
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] dormir. [David: Dialectes (takila D)]

Entrée dory (dotra)
Partie du discours impératif du verbe passif dorana [liste complète]

Mis à jour le 2020/07/31