Entrée armonia
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: harmonium.
Exemples ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 18]

Mis à jour le 2020/07/31