Entrée fikasihandokanga (kasika, lokanga)
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes fikasihana

Mis à jour le 2020/07/31