Entrée lakolosy
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno vita amin' ny halimo, mibikana vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a bell [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Explications en français cloche [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: la cloche.

Entrée lakolosy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomban-drandram-bolo fanao amin' ny volon' ankizy: avòna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31