Entrée kabaosa
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes kabaosy ~ kabosa ~ kabosy

Mis à jour le 2020/07/31